Entrée loko
Partie du discours nom
Explications en malgache Sora-javatra: Vony sy maitso tanora ny lokon' ny tranony
¶ Ranona vovoka noharoina ka mahatonga volon-javatra sy sorany araka ny karazany: Ampifangaroy ireto loko roa ireto fa ho tsara [1.1]
Explications en anglais paint; color
¶ rouge and lipstick [1.7]
Explications en français peinture, couleur [1.3, 1.8, 1.13]
 rouge à lèvres [1.8]
 (1) (toute l'île) (du malais : lukis sanscrit : lush . arabe : luq). Nom général des matières colorantes utilisées en teinturerie. La plupart d'entre elles étaient d'origine végétale avant l'importation des teintures chimiques. Leur emploi est à peu près complètement tombé en désuétude de nos jours.
¶  [Mahafaly, Sakalava, Taimoro] Nom donné aux cires, résines, latex et autres secrétions végétales, surtout lorsqu'elles sont colorées ou deviennent colorées en s'oxydant au contact de l'air. [1.196]
Vocabulaire 
Morphologie 
loko
lokoko
lokonao
lokony
lokontsika
lokonay
lokonareo
lokon'
lokon-
lokom-
-doko
-dokoko
-dokonao
-dokony
-dokontsika
-dokonay
-dokonareo
-dokon'
-dokon-
-dokom-
Dérivés 
Analogues  angana ~ fiandrilavenona ~ fotsy ~ fotsy bobo ~ fotsy botsatsaka ~ fotsy botsiaka ~ fotsy hatsatra ~ fotsy hiaka ~ fotsy manganohano ~ fotsy mangatsakatsaka ~ fotsy mangatsohatso ~ fotsy manjopiaka ~ fotsy ranoray ~ fotsy ravoravo ~ haboka ~ mainty ~ mainty ngaly ~ mainty ngilo ~ mainty ngizina ~ mainty piso ~ mainty vasoka ~ maintimainty ~ maitso ~ maitso antitra ~ maitso mavana ~ maitso milenodenoka ~ maitso tanora ~ manga ~ manga antitra ~ manga tanora ~ manga volondanitra ~ mania ~ mantsasaka ~ mavo ~ mavo antitra ~ mavo mania ~ mavo tanora ~ mavokely ~ mavomena ~ mazaza ~ mena ~ mena antitra ~ mena dorehitra ~ mena hatraka ~ mena jaky ~ mena mangaka ~ mena mangatrakatraka ~ mena mangoràka ~ mena mivaivay ~ mena mahatrakatraka ~ mena ranombalahy ~ mena vongatraka ~ menafify ~ menapiny ~ merona ~ miarimbilany ~ mihodibola ~ mivolom-bolafotsy ~ mivolom-bolamena ~ ngerona ~ nifinakanga ~ piripiso ~ tamotamo ~ vololona ~ volombatolalaka ~ volomboahangy ~ volomparasy ~ volondaoranjy ~ volondavenona ~ volondomotra ~ volonkary ~ volontakatra ~ vony ~ vonimpaiso ~ vonivony
Tableaux et planches volo/colors/couleurs
Exemples 
1Raha loko mainty re no atao hoe? [1.223]
2Fanaovana loko ny raviny rehefa lovina. [2.245]
3Taratry ny vodilanitra sisa loko amin'ny rano. [1.225]
4ary izy no nahazoan'ny Foinikiana ny loko volomparasy. [1.38]
5Notarafin' ny masoandro ndeha hody ireny ka niravaka loko maha-te-hijery. [2.499]

Entrée loko
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] savoka [1.78]
  [Bezanozano] dity [1.78]
 Dity anakambanana zavatra mba hiraiketany mafy: Ny taratasim-panjakana matetika dia voadity amin' ny loko afo. [1.1]
  bontily, savoka [1.13]
Explications en anglais sealing wax; glue [1.7]
Explications en français cire à cacheter; colle [1.8]
 cire d'abeille [1.13]
Analogues  bontily ~ savoka

Entrée loko
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] nonon'omby vavy [1.78]
Vocabulaire 

Entrée lôko
Partie du discours nom
Explications en français  [Sakalava-Mayotte] poisson [1.405]
Vocabulaire 

Anagrammes kolo

Mis à jour le 2020/07/31