Entry iafarana (fara)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1jiolahim-boton' Antananarivo no iafarana. [2.470]
2Ka teo amin' ny niaingàna no indro koa iafarana [2.296]
Morphology 
Present : iafarana, iafarako, iafaranao, iafarany, iafarantsika, iafaranay, iafaranareo, iafaran', iafaran-, iafaram-, iafara-
Past : niafarana, niafarako, niafaranao, niafarany, niafarantsika, niafaranay, niafaranareo, niafaran', niafaran-, niafaram-, niafara-
Future : hiafarana, hiafarako, hiafaranao, hiafarany, hiafarantsika, hiafaranay, hiafaranareo, hiafaran', hiafaran-, hiafaram-, hiafara-
Imperative : iafarao
Proverbs 

Updated on 2023/01/20