Entrée fara
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy
¶ (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa
¶ Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany
Explications en anglais  [Richardson 1885] the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.]
  [Hallanger 1973] the last; the supreme; a descendant, a child
Explications en français  [Abinal 1888] final, dernier, suprême
  [Deschamps 1936] [Taisaka] fin
  [Rajemisa: Vakoka] dernier-né
  [Hallanger 1974] le dernier; descendant, descendance; cf. farana
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
 
Analogues  farana
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot fara (5)
Ampararano
  Ampararanokely
  Farafangana
  Faravohitra
  Tsarafara
 

Entrée fara
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana,
Explications en français  [Abinal 1888] ( farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité
Dérivations 
Synonymes farafara

Entrée fara
Partie du discours Non spécifié
Explications en anglais  [Richardson 1885]
Dérivations 

Entrée fara
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] fijinjana vary, fararano
Citations 

Entrée fara
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] ampinga, aro
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] ampinga
Explications en français  [Deschamps 1936] [Taisaka] bouclier
Vocabulaire 

Entrée fara
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina
Origine Français: phare.

Entrée fara
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Mahafaly] (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine.
Vocabulaire 
Nom scientifique Polygala greveana

Entrée Farà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais  [Baiboly] Phurah
Explications en français  [Baiboly] Pura
Vocabulaire 
Synonymes Pora
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31