|
|
|
|

Teny iditra1  iaho
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 izahay [Taisaka] [1.78]
4 izaho [Bara] [1.78]
5 aho, izaho : Mamely tsy vadikapaka teroaña iaho lomale (nanao savoan-danitra tery aho omaly) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 a provincial word for izaho [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 je, moi. Lehe iaho mandy, "Si cela ne tient qu'à moi". [Tanala] [1.6]
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  9 ahio, Ahio, 10 ahôy, 11 aiho, 12 haoy, 13 hoay, iaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08