Entry Ibozy
Elementary words bozy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in English A common name for small girls [1.7]
Explanations in French Nom de petites filles [1.8]
Examples 
1Ibozy anefa ao marary, i Solo noroahin'ny mpa-mpianatra fa tsy nahaloa kolazy. [1.281]
2Amin' io fotoana analana volo ny zaza io matetika no anomezana anarana azy, izay tsy mbola iantsoana azy anefa akory raha tsy efa feno enina na fito taona iz'y, fa mbola anaram-bosotra tsotra toy ny Ikoto sy Ibozy fotsiny aloha no anononana azy. [2.436]

Updated on 2023/02/14