Entrée Ingahy (lahy)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] antidahy hajaina
  [Rajemisa 1985] Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra?
Explications en anglais  [Richardson 1885] a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister.
  [Hallanger 1973] "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity
Explications en français  [Hallanger 1974] "Monsieur"; terme honorifique
Vocabulaire 
Abréviation 
Analogues  Andriamatoa ~ Ingahibe ~ Rangahy ~ Rangahibe
Exemples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38] Aza adino ange I Sarila s' Ingahy Sefo.
2 [Rajohanesa: Kintana] Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra.
3 [Andraina: Mitaraina, page 82] Marary, hono, Ingahy Raboto, hoy izy.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31