Entry iniana (nia)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao an-tsitrapo marina: Niniako nafenina ilay voankazo vao novidina satria tsy mbola masaka tsara
Mitovy hevitra: niavina [1.1]
Explanations in French Qu'on fait à dessein, volontairement [1.3]
Morphology 
Present : iniana, iniako, inianao, iniany, iniantsika, inianay, inianareo, inian', inian-, iniam-, inia-
Past : niniana, niniako, ninianao, niniany, niniantsika, ninianay, ninianareo, ninian', ninian-, niniam-, ninia-
Future : hiniana, hiniako, hinianao, hiniany, hiniantsika, hinianay, hinianareo, hinian', hinian-, hiniam-, hinia-
Imperative : inio
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/13