Entry iray petsapetsa
Elementary words iray ; petsapetsa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona vitsivitsy na maro manana tanimbary iraisana
Olona iray foko
Olona miray tetika [1.1]
Explanations in English Of the same social level; united [1.7]
Explanations in French Au même niveau de la société [1.8]
Examples Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Updated on 2023/04/16