Entry isan-jato
Elementary words isa ; zato
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika
Ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly [1.1]
Explanations in French Pourcentage [1.13]
Vocabulary 
Hyponyms Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/04/02