Entrée isa
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
¶ Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [1.1]
Explications en anglais one, each, every [1.7]
Explications en français est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [1.3]
 un, chacun [1.8]
Symboles internationaux  1
I [3.1]
Vocabulaire 
Morphologie 
isa
isany
isan'
isan-
isam-
Dérivés 
Analogues  iray ~ iraika
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Exemples 
1Tokony ho 80 no isany [2.649]
2Tsy hita isa ny vahoaka [2.366]
3fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona [2.59]
4Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady [2.508]
Articles 

Entrée isa
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [1.1]
Explications en anglais a number [1.7]
Explications en français nombre [1.3, 1.8, 1.13]
 numéro [1.3, 1.8]
 action de compter [1.3]
 cardinal [1.13]
Vocabulaire 
Analogues  Fanisana vaovao
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Articles 

Entrée isa
Partie du discours nom
Explications en malgache Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [1.1]

Anagrammes say, sia, asy

Mis à jour le 2022/11/13