Entry izorana (zotra)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
2Fitia fitia foana, hoy aho, tsy mila fitia aho fa ny lalan' Soa izorana. [2.643]
3Tsarovy fa lalana roa no izorana ho amin' ny fandrosoana, dia ny fahalalana ny ankehitriny sy ny lasa. [2.285]
Morphology 
Present : izorana, izorako, izoranao, izorany, izorantsika, izoranay, izoranareo, izoran', izoran-, izoram-, izora-
Past : nizorana, nizorako, nizoranao, nizorany, nizorantsika, nizoranay, nizoranareo, nizoran', nizoran-, nizoram-, nizora-
Future : hizorana, hizorako, hizoranao, hizorany, hizorantsika, hizoranay, hizoranareo, hizoran', hizoran-, hizoram-, hizora-
Imperative : izory

Updated on 2023/01/20