Entry joria
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-tsikidy izay toy izao ny fametraka ny voa aminy; apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1]
Compound words 
Analogs  sikidy

Updated on 2020/07/31