|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kalamaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry mitovitovy amin' ny kabaro (Phaseolus lunatus L.) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom d'une espèce de gros haricot [1.3#305]
5 (de kala : la jolie petite, et aka : action de prendre, d'aller cueillir ; s'emploie surtout pour les produits non cultivés). Phaseolus lunatus L. (Fabaceae). Nom employé surtout pour les formes qui, du fait de leurs conditions de culture ou de leurs caractères génétiques, renferment de la phaséolunatine, glucoside qui peut s'hydrolyser en acide cyanhydrique et être dangereux pour le consommateur. Ils doivent subir une préparation spéciale avant d'être consommés. Voir aussi kabaro. [1.196]
Ohatra  6  Makà fromenta, orja, kalamaka, voanemba, ampemba ary epaotra; [2.996]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)10  kalamaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 vary jinjaina amin'ny ririnina [Tanala] [1.78]
Ohatra  13  Makà fromenta, orja, kalamaka, voanemba, ampemba ary epaotra; [2.996]
Tovy hevitra  14 kalamake

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08