Entrée kanjo
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mitovy amin' ny "kanefa" saingy manisika hevitra hoe: "mifanohitra amin' ny nampoizina": Nikasa ny hitsangantsangana izahay, kanjo narary tampoka ny reninay ka voatery nijanona izahay
Explications en français  [Rajemisa: Grammaire] mais voilà que, contre toute attente: Saika hilalao nandritra ny andro aho, kanjo narary tampoka i neny ka voatery nody haingana aho (j'allais jouer toute la journée, mais voilà que maman tomba subitement malade aussi je dus rentrer très tôt)
Analogues  fa ~ kango ~ kinanjo ~ nefa ~ saingy

Mis à jour le 2020/07/31