|
|
|
|

Teny iditra 1  nefa
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza hevitra mifanohitra amin' ilay voalaza eo aloha: Marary izy nefa tonga ihany. (Tsara homarihina fa manana endrika roa hafa io teny io, izay tsy dia tena mitovy fampiasa aminy: "anefa" sy "kanefa":
4 -- anefa, dia fampiasa matetika eo aorian' ny teny voalohany amin' ny tapaky ny fehezanteny faharoa: Marary izy; mahagaga anefa fa tonga ihany;
5 -- kanefa: fampiasa raha lavalava ilay tapaky ny fehezan-teny faharoa: Marary izy, kanefa mahagaga fa tonga ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 nevertheless, though. It is the primitive root of the words anefa, fanefa, kanefa, kandrefa. It is also the provincial past tense of efa. [1.2]
7 but (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 cependant; kanefa et nefa s'emploient selon que les deux membres de la phrase mis en opposition sont long ou bref; anefa est enclitique.
9 -- Namely ny anao lahy, kanefa tsy nahavoa fa maika loatra
10 -- Namely ny anao lahy, nefa tsy nahavoa
11 -- Namely ny anao lahy, tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.12]
12 mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8]
Mpanahaka  13  fa, 14  kanjo, 15  saingy

Fivaditsoratra  16 fane, 17 fena, feña, nefa

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07