|
|
|
|

Teny iditra 1  karama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko
4 Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 salaire, traitement [1.8]
Ohatra  7  Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama. [2.472#]
8  Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#]
9  Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  40  falimpo, 41  fankasitrahana, 42  fihinanana, 43  fivelomana, 44  hasintanana, 45  kapoaka, 46  sakafo, 47  takalompatsavidimpihinanana, 48  tamby, 49  valinkasasarana, 50  vavavola, 51  vidinaina, 52  vidinjiro, 53  vidinkatsembohana
Fikambanana  54  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io
Ohabolana  55  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  56 Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  57 kamara, karama, 58 makara, 59 Ramaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07