Entry | kilaolao | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Tsilalao Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1] | |
Synonyms | kilalao | |
Updated on 2022/01/28 |