Entrée kilalao (lalao)
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
¶ Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
¶ Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
Explications en anglais a toy, a plaything; play; theatricals [1.7]
Explications en français jouet; jeux, divertissements [1.8]
Autres orthographes 
Synonymes tsilalao
Proverbes 
Illustrations 

Anagrammes lakaoly, alikola

Mis à jour le 2023/01/20