|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kirijy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 lava-drano
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 puits
[1.13] |
| Mpanahaka | 5 fantsakana, 6 lavadrano, 7 vovo |
| Teny iditra (2/2) | 8 kirijy |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Karazan-kazo anisan' ny ahazoana kirany tsara azo tenomina (Urena lobata)
[Tsimihety]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (c'est aussi le nom donné aux jeunes anguilles, mais le rapport n'est pas connu). Urena lobata L. (Malvaceae). L'un des principaux textiles, plus connu sous le nom de paka.
[Tsimihety]
[1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|