Entrée vo
Partie du discours nom
Explications en malgache ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1]
Explications en anglais the barking of a dog [1.7]
Explications en français aboiement [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Proverbes 

Entrée vovo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] fandrika [1.78]
 zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1]
Explications en anglais a fish-trap with an open basket weave [1.7]
Explications en français nasse à poissons tressée de lianes [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Mots composés 
Analogues  lombo ~ tandroho
Exemples Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [2.472]
Illustrations 

Entrée vovo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] loharano kely tsy mandeha [1.78]
 fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1]
 lava-drano [1.13]
Explications en français puits [1.13]
Analogues  fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano ~ vovo ranogeja

Entrée vovo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] mpitsikilo [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20