Entry kofafa (fafa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [1.1]
Examples 
1Nandray kofafa tokoa izy, ka nony nadio ny tany ambany fanaka rehetra, dia namaoka ny fanaka. [2.332]
2Ny iray manao sikidy amin' ny voapano, ny iray amin' ny katsaka, ny iray amin' ny fasika, ary ny iray kofafa. [1.437]
Synonyms kifafa
Compound words 
Proverbs 

Entry kofafa
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] (préfixe ko augmentatif ; et fafa : balai). Nom d'une Graminée très appréciée pour faire des balais. Elionurus tristis Hack.(Poaceae). D'après R. Bost., cité par Bosser, sa décoction est administrée contre la dysenterie. Dépourvue de valeur fourragère. On l'appelle aussi ahitsorohitra. [1.196]
Scientific name Elionurus tristis
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20