Entry fafa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany. [1.1]
Explanations in English Sweeping, cleaning off. See faoka. [1.2]
 The act of sweeping [1.7]
Explanations in French Action de balayer [1.3, 1.8, 1.82]
  [Taisaka] Action d'asperger, d'essuyer [1.82]
 (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa). [1.196]
Examples 
1Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany. [2.529]
2Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry fafa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Hazo fisaka [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Planche [1.82]

Entry fafa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Antambahoaka, Antemoro, Antesaka, Bara] Badalela
[Antemoro] Mibadabada, miambatrambatra
[Antambahoaka] Miraikidela [1.78]
Explanations in French  [Taisaka] Bègue [1.82]
  [Tankarana] Qui bégaie. ( vava). [1.19]
Derivatives 

Updated on 2023/09/10