Entrée Koto
Partie du discours nom propre (prénom)
Définition malgache Anarana iantsoana zazalahy kely (mitovy amin' ny "bozy" ho an' ny zazavavy kely ) [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a common name for little boys [Hallanger 1973]
Traduction française nom de garçon [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Analogues  Bozy ~ Ikalakely
Exemples hanina ny tokantrano kany hahita an' I Koto sy Kala ary ny vady malala no mamelovelo ao am-pony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 41]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31