Entrée | lafika | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [Bezanozano] farafara, fandriana [Rakotosaona 1975] | ||
Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra ¶ Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako ¶ Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro ¶ Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry [Rajemisa 1985] | |||
bozaka na mololo fandrian'ny biby [SLP 1986] | |||
Explications en anglais | anything put under, as a mat or mattress [Hallanger 1973] | ||
Explications en français | ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas [Hallanger 1974] | ||
litière, natte [SLP 1986] | |||
(du malais: lapik . sens général : litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana). ¶ [Betsimisaraka] Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [Boiteau 1997] | |||
Vocabulaire | Botanique | ||
Nom scientifique | Chrysalidocarpus fibrosus | ||
Dérivations |
| ||
Mots composés, titres, noms |
| ||
Citations | Proverbes contenant le mot lafika | ||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |