Entry lahindefona (lahy, lefona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lehilahy nianatra ny ady an-defona ka tonga nahay fatratra amin' ny tora-defona, tombo-defona, fiarovan-tena amin' ny ampinga [1.1]

Updated on 2020/07/31