Entry tsara lahy
Elementary words tsara ; lahy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy  [1.1]
Examples 
1Hevero tsara lahy izay hanaovana anay [2.298]
2Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
3Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1]

Updated on 2023/05/19