Entry (1/2) | 1 lamba |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: clothing |
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny? [1.1] 5 Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony [1.1] 6 Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [1.1] |
Explanations in English |
7 The usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [1.2] 8 Woven cloth; clothing [1.7] |
Explanations in French |
9 Tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [1.8] 10 Tissu [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 46 Proverbs containing the word lamba |
Entry (2/2) | 47 Lamba |
Part of speech | 48 name (book title) |
Vocabulary |
49 Literature |
Elementary words | 50 lamba |
Author |
51 Rabemananjara Jacques |
Updated on 2023/07/13 |