Entry (1/2) | 1 lanitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany 4 (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [1.1] |
Explanations in English |
5 the sky [Mal. langit] [1.2] 6 the sky 7 heaven [1.7] |
Explanations in French |
8 le ciel, le firmament [1.3, 1.8] 9 la région éthérée [1.3] |
Examples |
10 Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao. [2.529#] 11 ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#] |
Vocabulary |
12 Astronomy 13 Religions, Beliefs |
Morphology |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Article |
40 Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 41 lanitra |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in French |
43 le souverain [1.3] |
Anagrams | 44 laitran, lanitra |
Updated on 2023/05/19 |