Entrée taolambalo (taolana, valo)
Partie du discours nom
Définition malgache Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part [Richardson 1885]
 Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [Hallanger 1973]
Traduction française Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [Abinal 1888]
 Les ossements d'un défunt mort au [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
 Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1olona izy, ka ravo fa tsy hadinon' ny taranany, faly fa tsy very taolambalo [Andriamalala: Zazavavindrano]
2na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [Rahajarizafy: Filozofia, page 117]
3saingy efa tonga havan-tsy mahafoy ka hiray taolambalo aminay ao amin' ny fasan-drazanay koa rahatrizay maty. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
Citations 

Entrée Taolambalo
Partie du discours nom propre (titre de livre ou pièce)
Auteur Andriamalala Emilson Daniel, 1948
Éditions 1999. Librairie Mixte. Pages: 159.
Copyright Librarie Mixte 1999
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2020/07/31