Entry | lany be | |
Elementary words | lany ; be | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Lany fatotra amam-pondrana, lany mondron-kery, manaraka mbamin' ny taninketsa, ny any an-tsalaka no miala, mitain-kidin-trano, lany karaoka, lany harena, ravaharena, botry, mitondra kitra, mikiky rindrim-baky, makiky [1.1] | |
Updated on 2023/06/14 |