Entry lany mbamin' ny tanin-ketsa
Elementary words lany ; mbamy ; tany ; ketsa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany) [1.1]

Updated on 2023/05/23