Entry (1/2) | 1 lavaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany 4 Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy 5 Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1] |
Explanations in English |
6 a hole, a cave, a den. See loaka, zohy [1.2] 7 a pit, a hole, a cave [1.7] |
Explanations in French |
8 trou, fosse, caverne [1.8] 9 [1.13] |
Examples |
10 Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka. [2.606#] 11 lavaka kely izy ireny teo am-piandohana. [2.117#] 12 Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117#] 13 Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io; [2.59#] |
Vocabulary |
14 Geography: (in general) |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Quotes | 54 Texts mentioning lavaka |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 61 lavaka |
Part of speech | 62 noun |
Explanations in French |
63 (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [Betsimisaraka]
[1.196] 64 [Bezanozano] |
Vocabulary |
65 Botany |
Anagrams | 66 kalava, lavaka, valaka |
Updated on 2023/05/19 |