Entrée zohy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a cave, a cavern
Explications en français  [Abinal 1888] cave, tunnel, souterrain
  [Hallanger 1974, SLP 1986] caverne, grotte
  [SLP 1986] galerie
Synonymes zoma
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Niditra ny zohy indray aho hatory.
2 [Ravoajanahary: Sarotra] Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony;
Articles 

Entrée zohy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fanarahana avy eo aoriana
¶ Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy
¶ Famelana handeha aloha
Dérivations 

Mis à jour le 2022/07/18