Entry liet
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Explanations in English A lieutenant [1.7]
Explanations in French Lieutenant [1.8]
Examples Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: lieutenant.

Anagrams 

Updated on 2023/10/20