Entry loahana (loaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy [1.1]
Explanations in English To have a hole made in it. cf. lavaka [1.7]
Explanations in French Qu'on troue [1.8]
Examples Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy. [2.508]
Morphology 
Present : loahana, loahako, loahanao, loahany, loahantsika, loahanay, loahanareo, loahan', loahan-, loaham-, loaha-
Past : noloahana, noloahako, noloahanao, noloahany, noloahantsika, noloahanay, noloahanareo, noloahan', noloahan-, noloaham-, noloaha-
Future : holoahana, holoahako, holoahanao, holoahany, holoahantsika, holoahanay, holoahanareo, holoahan', holoahan-, holoaham-, holoaha-
Imperative : loahy, loaho

Anagrams 

Updated on 2024/01/12