Entrée lohamalemy (loha, lemy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha [Rajemisa 1985]
 faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana [SLP 1986]
Explications en français fontanelle [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes hevo

Mis à jour le 2020/07/31