Entry | malemy (lemy) | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1] | |||
Explanations in English | Soft; weak [1.7] | |||
Explanations in French | Mou [1.8, 1.13] | |||
Faible [1.8] | ||||
Examples | Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina.
[2.472] | |||
Derivatives |
| |||
Compound words |
| |||
Proverbs | Proverbs containing the word malemy | |||
Entry | malemy (lemy) | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Voan'ny paralisia [1.13] | |||
Explanations in French | Paralytique [1.13] | |||
Vocabulary | Health | |||
Anagrams |
Updated on 2023/05/24 |
![]() |