|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahary |
| Fototeny | 2 ary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to create; to beget
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qui crée, qui fait exister, Créateur. Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany (C'est Dieu qui a créé le ciel et la terre) ~ Isika no ary, Andriamanitra no nahary (Nous existons parce que Dieu nous a créés) ~ Andriamanitra nahary togontra aman-tanana antsika (C'est Dieu qui nous a créés)
[1.3#61] 6 créer; engendrer [1.8] |
| Ohatra |
7 fiainana mikorontam-belona ary mahary asa fa mifamono.
[2.285]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 hamary, 15 haramy, 16 Harima, 17 Hirama, mahary, 18 mahira, 19 mariha, 20 mihara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|