Entry mahay mandray olona
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: tsara fanahy
Examples Nihevitra azy ho toy ny naterany ilay mpampiasa azy, ary noho ny toetrany mahay mandray olona, dia maro tamin' ireo mpividy sy mpivarotra aminy no nanjary tena sakaizany nifankahazo am-po. [2.5]
Elementary words mahay ; mandray ; olona

Updated on 2023/06/18