|
|
|
|

Teny iditra1 olona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona.
4Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany.
5Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay.
6Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.]. [1.2]
8a human being, man; someone. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9homme, personne; quelqu'un. [1.8]
Ohatra  10 Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499]
11 Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48]
12 Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472]
13 ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48]
Haiendriteny 
14 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpanahaka  18 abilinolona, 19 afabaraka, 20 afaboroka, 21 alikanolona, 22 amboafitritra, 23 amboanolona, 24 androvo, 25 bandro, 26 faikanolona, 27 fakonolona, 28 farafaikanolona, 29 fatritranolona, 30 fototrolona, 31 fotsyfanahy, 32 henikaja, 33 karinolona, 34 kitoatoanolona, 35 kolokolonolona, 36 lamokanolona, 37 manampanahy, 38 manaryilombyandoha, 39 manivatena, 40 mavointena, 41 mialabaratena, 42 olombanona, 43 olomboantsongo, 44 olonalanyhasina, 45 olonalanyhenatra, 46 olonamamoafady, 47 olonatsymanjary, 48 olonatsyvakyafero, 49 olonatsyvakyatatra, 50 olonatsyvanona, 51 tsaikanolona, 52 tsymanankenatra, 53 tsymisangyhajantena, 54 tsyvalahara, 55 tsyvoavidimbola, 56 tsongoinolombolo, 57 voahangytsyarahinkatina
Kamban-teny rehetra  58Fikambanana 189 amin' io teny io
Ohabolana  59 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  60Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02