Entry mahery vintana
Elementary words mahery ; vintana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1]

Entry mahery vintaña
Part of speech locution
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Mazan-doha, adaladala, mahery setra [1.78]

Updated on 2023/01/01