Entry (1/3) | 1 mahery (hery) |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 Matanjaka, manana herim-po: Mahery noho ianao izy ~ Mahereza, anaka 5 Mazoto, manaobetsaka: Efa mahery mihinam-bary ity zaza ~ Mahery mianatra Ibalita 6 Maharesy: Nahery ny miaramilantsika ka mifalia 7 Mafy, mafimafy, henjankenjana: Mahery izany vary izany; asa na ratsy nahandro na efa toetrany mihitsy 8 Mihoatra, manan-tombo: Mahery ariary fito ny vola nomenao ahy ~ Amin' ny roa ora mahery izao [1.1] |
Explanations in English |
9 strong [1.7] |
Explanations in French |
10 fort, puissant [1.8] |
Examples |
11 mahery fofona sady matsatso! [2.471] 12 Tena mahery izy ity Rangahy! [2.606] 13 Dia ny voalavo izany no mahery! [2.69] 14 Na zovy mahery, dia vaky barara; [1.240] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word mahery |
Entry (2/3) | 34 mahery (hery) |
Part of speech | 35 active verb |
Explanations in Malagasy |
36 mamerina [Taisaka]
[1.78] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 41 MAHERY |
Part of speech | 42 noun (acronym) |
Explanations in English |
43 Madagascar Health and Environmental Research [3.1] |
Tables and plates |
44 Acronyms |
Updated on 2023/08/11 |