Entry maimay (may (hay))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Dodona, maika: Maimay erỳ izy handeha omaly; izao anefa, tsy rototra indray [1.1]
Explanations in French Pressé, qui a hâte de [1.3]
Examples 
1Maimay foana isika hanaraka ny fanaon' ny any ivelany. [2.445]
2Nony efa tonga tany an-trano dia maimay be ihany ny fony. [2.324]
Derivatives 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31