Entry | maka am-bavany | |
Elementary words | maka ; vava | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray [1.1] | |
Explanations in English | To cross-examine prisoners or accused persons. [1.2] | |
To question a suspect or a witness [1.7] | ||
Explanations in French | Interroger un détenu ou un témoin [1.8] | |
Updated on 2023/04/21 |