Entrée maka (aka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandray, mangalatra: Nisy naka ny bokiko teto ambony latabatra
¶ Mandeha mba hitady ary hitondra, miharana: Lasa naka rano any am-pantsakana i Soa, ary naka kitay any an-tsaha i Benaivo
¶ Mandeha mba hiangavy (olona) ho tonga: Lasa naka dokotera i dada fa manavy ny zandrinay
¶ Mandeha mba hitondra (zavatra) hiverina: Ndeha maka antsy atsy atsinanana atsy, ry Veto a!
Explications en anglais  [Richardson 1885] to fetch, to bring, to take
  [Hallanger 1973] to take, to fetch
Explications en français  [Hallanger 1974] prendre, chercher
Morphologie 
maka
naka
haka
ma
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Dahle: Angano] tsy maka tsy an-tampon-kandrina, tsy mivoaka afa-tsy an-taro-po : mahavoa iny, mahafaty;
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha] Amin' ny iray anie e, hoy indray izy mamerina ny hafatra sady maka toky amin' ny mpanofa.
Citations 

Entrée ma (aka)
Partie du discours impératif du verbe actif maka [liste complète]
Exemples  [Rajemisa 1985] Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra

Entrée maka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] volana fahafito amin'ny taona
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] volana fahaenina amin'ny taona (Jona)
  [Rakotosaona 1975] [Bara] volana fahaefatra amin'ny taona
  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] anaram-bolana fahavalo amin'ny taona
Vocabulaire 

Entrée Maka
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais  [Baiboly] Maka
  [Baiboly] Maacah
Explications en français  [Baiboly] Maaka
Vocabulaire 
Synonymes Maakà
Exemples  [Randzavola: Baiboly, page 627] Makatita no natao anaran' ny mponina tao Maka
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2022/09/05