Entry | malemy fanahy | |
Elementary words | malemy ; fanahy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Olona morabe, tsy masiaka, mampiseho fitiavana, malemy paika, mora ifanarahana. [1.1] | |
Explanations in English | Kind, gentle in disposition. [1.2] | |
Examples | Biby malemy fanahy sady tsara tarehy izy
[1.38] | |
Updated on 2023/04/16 |