Entrée malemy maozatra (lemy, hozatra)
Partie du discours locution
Explications en malgache Miseho ho malefaka nefa madity, atao koa hoe malemy tsy azo [Rajemisa 1985]
Exemples Rian-kevitra malemy maozatra izy, nefa, mahagaga [Andriamalala: Fanagasiana, page 6]

Mis à jour le 2020/07/31