Entry mamadikota
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Mandinika (sakafo): Say nilefa ny aombe ke nanefasefa vavatsaso, namadikota eñ'ankijena (Nony nivoaka ny omby dia nandrapadrapaka ravinkazo ary nandinika eny ankijana [1.78]
Synonyms mamadik'ota

Updated on 2020/07/31