Entry |
mamihina
(fihina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba
[1.1]
|
Explanations in English | To grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. [1.2]
|
| To press, to clasp, to clutch [1.7]
|
Explanations in French | Serrer, embrasser [1.8]
|
Examples |
1 | ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony;
[2.314]
|
2 | Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mamihina |
Past : |
namihina |
Future : |
hamihina |
Imperative : |
mamihìna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mamihìna
(fihina)
|
Part of speech | imperative of active verb mamihina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|