Entry |
mamikavika
(vikavika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [1.1]
|
Explanations in English | To tack or baste with large stitches [1.7]
|
Explanations in French | Faufiler [1.8]
|
Examples | Efa sasatra sy torovan' ny fiakara-mideza sy ny ala novakina, nefa feno fanantenana tsy mety kivy, ka mamikavika ny dia miankandrefana.
[2.499]
|
Morphology |
Present : |
mamikavika |
Past : |
namikavika |
Future : |
hamikavika |
Imperative : |
mamikavikà |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mamikavikà
(vikavika)
|
Part of speech | imperative of active verb mamikavika
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|